lundi 20 octobre 2014

Soa ihany aho fa (hanambady aho 2) - Gangstabab feat Narindra

Dada a! Ny sipa tsy maintsy mi-roule

Fa ny kibo no tsy asiana olona


Ka Foto-pisainana GANGSTA

Dia tsy resy tsy akory ny olo-mangina

Anambady aho - Gangstabab, Narindra

Hanambady ahoana ianao ???

Hanambady aho kou !!

Hanambady an'iza ianao e ?