mardi 20 septembre 2016

Novonjenao - Joseph D'Af

Nihezaka ihany aho nitady hatrizay

Namana tiako sy tena tia ahy

Reraka aho, vizaka aho

Fa tsy nahita

Namitaka ahy izao tontolo izao

Noheveriko hitondra fiainam-baovao

Kay tomany, sy talaho, no omeny anaooooo



Izay miandry Anao Jehovah ô dia mandroso hery





Miandry Anao Tompo ô

Vangio re ny olonao

Maniry Anao mafy ny fanahy

Ianao vatolampy, hitoeran'ny fanahy

Avy aminao ny famonjena ahy