vendredi 3 mai 2019

Jaja - Jesosy ihany, Jesosy hatrany

Na dia maro aza ireo fitsapana
Na dia misy aza ireo fisedrana
Tsy maninona fa any am-parany any
Izany rehetra izany
Ho fifaliana ihany

Na dia misy aza ireo fahoriana
Na mandalo ady sy fijaliana
Tsy maninona f’izany rehetra izany
Jesosy no miady ho ahy hatrany

JESOSY IHANY, JESOSY HATRANY
Tsy ho foana ny fanantenako fa eo Ianao
Mihaino ireo fitarainako
Mampahery ahy mba hiadanako
Jesosy Vatolampy Heriko

jeudi 2 mai 2019

Shyn feat X Shadow - Tamagna

Baby ah! baby ah! Tiavinao mahasalama anahy
Baby ah! baby ah! anao io sila-pagnahy
Baby ah! baby ah! valimbavaka avy amin'ny avo
Baby ah! baby ah! miaigna ankilanao ravo zah
FItiavanao igny saro-bidy aminahy
Hilaiko isan'andro ho fagnafody aza magnahy
Fa zaho tsy hiala ano na fitsapagna hiseo
Satria misy afagnana hilaiko ankilanao akeo
Zah Tamagna, maha tamagna oh!
Zah Tamagna, maha tamagna anahy baby!

Baby ah! baby ah! Tiavinao mahasambatra anahy
Baby ah! baby ah! anao io sila-pagnahy
Baby ah! baby ah! valimbavaka avy amin'ny avo
Baby ah! baby ah! miaigna ankilanao ravo zah