lundi 25 mars 2019

Johane - Feno fitia

Efa zatra nahita anao zaho
Tsisy raha manjary koa tsisy anô
Efa zatra tankilanao
Raha tsisy anao mitanila zaho
Fiadanana tsy hisy
Ngamba efa zatra anao marina e
Mafy mahazo zah, koa zah tsy mahita anao
Ny tsiaro manenjika ahy, tsy miala ao an-dohako ao
 Fa raha mody ianao dia sahiko ny milaza, sahiko ny milaza fa : voky fitiavana aho

 Mahatsapa aho fa voky fitiavana marina e!
 Tsy tana aho fa mihatafiditra lalina e!
 Mahatsapa aho fa voky fitiavana marina e!
 Tsy tana aho fa mihatafiditra lalina e!

lundi 18 mars 2019

CHANTAL et CHAMIR - Hifona


Nanao ny tsy mety aho
Nandika ny voady nifanaovantsika
Tsy nahatsapa akory hoe andratra anao
Fa nataoko ihany mba ho ahy
Ankehitriny resy aho
Ny toetrako rehetra efa hitanao
tsy takona afenina fa hitanao ihany

Ref : Andeha ho any aho hitalaho aminao farany eee
Hiangavy aminao ihany raha mba mandre
Hifona aho hilelapaladia
Androany aho hitazona ny teniko farany
Tsy amerina intsony aho miangavy re
Amindrao fo na tsy mendrika andriiii

mardi 12 mars 2019

Angalaka anao - Shyn & Denise

Tsy kisendrasendra fa sitrakin'ny Ray ny @tsika roa
Niara nifanjohizohy fogna hatramin'izay nifankahazo am-po
Dia nisy ny ambony nisy ny ambany nisy ny hafaliagna nisy ny tomagny
Tsy nampiova raha zany
Dia nifa-nka-tia. to-ko oooo!!
Tena mamy

Ref:
Hangalaka anao aro diako
Tiako regnindanitra ho regnintany
Hangalaka anao aro diako
Ho vady ho andefimandry
Tapakevitra za aminao iihh
Tsy misalasala fa ano ooh
Tapakevitra zah aminao ooh
ooooh oooh oooh ano ouhoo