jeudi 18 août 2016

D'iRay - TSY MIOVA





Mpanakanto vao misondrotra! ankafizo e

D'iRay - Ka ho mandrakizay

lundi 8 août 2016

Anao ny dera - Tana Gospel Choir TGC

Andriamanitra Tsitoha,
Tompon'izao rehetra izao.
Hoderaina foana anie ny Anaranao.
Tsisy zava-mahagaga izay tsy azonao atao,
Tsy hay refesina ny voninahitrao.
Tena masina Ianao, Tompo,
Mpamonjy ny fiainanay.

mercredi 3 août 2016

Ny fiovana - RIJA RSASOLONDRAIBE

Mila tsy hino intsony ny fon’ny ela nijaliana 
Ela loatra ny anjara masoandro e, andron’ny fifaliana
Fanantenana nomena andresena ny tsy finoana

mardi 2 août 2016

lundi 1 août 2016

Jess Flavi : Tonton Jess - Tononkira

Tonton Jess ,yes
Raconte-nous quelques choses ou fais des blagues, yes
Ataovy mot à mot fa tsy hakanay lagy ,less
Tantarao ! fa miandry ny neveux sy nièces