mercredi 28 février 2018

Rija Rasolondraibe - Indrahindrainay


Fiderana tsy misy fetra no mendrika Azy,
Ny fiankohofana rehetra atolory Azy,
Indrahindranay Indrahindranay ny Andriamanitray;


mercredi 21 février 2018

ELIDIOT - Tsy magnino


Maro koragna mandalo mahakasika anao
Mamparary saigny mamparary loha
Aleoko zah mangigny (x2)
Fampirafesagna ty le raha fataonao
tsy vitsy manafo akatrifokonao
Aleoko zah mangigny (x2)
Satria love aminao zaho ô!
Tsy mahasaky mivolagna anao
Mavozo sao ialanao zah tsy mahadigny
Araraotinao zaho tsy mahasaky miala fa maty e! (x2)

lundi 12 février 2018

FOlaka Lakile (la clé) - MARIO



Koragna antanagna fa mahay mifafa
Hoe vadiko zaigny tia mandeha mafy
Fa zah tsy maharaka
Satria voa langolango matitike safosafo
Ampiarahagna tsindri-peo key tavela zaho oh!
Izy koa volan'olo ampidiriko a gauche
Avoaka a droit tsara nahoako everiko vandy
Fa niany ty zah vo naharaka
kay tsaratsara amitsika misaraka
Tofoky zah tsiagna

Ilay Silako - RAK ROOTS feat Quatuor Squad


Fa na mino ianao na tsy mino ianao
Dia izao no ataoko anao
Mba saika hanazava aho raha mety ianao
Ilay fomba filazako hoe tiko ianao
Indraindray toa nataonao ho kilalao
Kanefa miangavy raha mba azo atao
Ity foko efa tsy afaka ny iala aminao
aminao irery iany

ka mila anao am izay sisa androm-piainako aho
ho andefomandry fa tsy namako ah
tonga dia lazao papa sy mamanao
fa tena anao azy io hoe fa tsy ilalao
sao dia tara eo za ka tsy ahazo eo za
dia very e

( refrain )

Lazaiko anao mazava
Fa efa vita ny safidiko ah
Fa ianao no ilaiko
Efa novakiko ho anao ilay fo vato
Ho anao sombiniaiko lay mankarary ny aiko
Ka tsy amenatra ana ny ilaza
Fa tiko e tiko e tiko e
Matoa za naka anao efa voafidiko ianao
Ka alaiko vady ianao