mercredi 28 février 2018

Rija Rasolondraibe - Indrahindrainay


Fiderana tsy misy fetra no mendrika Azy,
Ny fiankohofana rehetra atolory Azy,
Indrahindranay Indrahindranay ny Andriamanitray;


Haleloia sy ny hosana mendrika ho Azy ny fiderana,
Kopa-tanana e, mandihy miankavia miankavanana e,
Indrahindranay Indrahindranay ny Andriamanitray

Ô ! Ô ! Ô !
Ahofahofay hoy aho ny tanana (x2)
Ô ! Ô ! Ô !
Ny fitiavany anie fenomanana (x2)
Iza no nanamboatra (Iza?)
Iza Ilay tiako loatra (Iza?)
Iza ary Ilay namorona? (Iza?)
Iza no natao sorona ? (Iza?)
Asandrato (x3)
Amin'ny hira tsy miato

Jesosy no ankalazaina (Iza?)
Izy ihany no hiraina (Iza?)
Izy no hivantanana (Iza?)
Izy no hany lalan (Iza?)
Asandrato (x3)
Amin'ny hira tsy miato
Ô! Ô! Ô! ....

Izy tsy maintsy mitombo (Eoah)
Tsy maintsy mitombo (Eoah)
Izaho tsy maintsy mihena (Eoah)
Tsy maintsy mihena (Eoah)
Manana aina isan-karazany
Milaza ny fahalehibiazany
Renareo ho aho ny lazany (x2)
Eo ary tsika (x3)
Ho an'Andriamanitra
Miara-mikiaka e!
Ô! Ô! Ô!....

Fiderana....

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire