mercredi 5 septembre 2018

Izaho indray no menatra - Jess Flavi One


Eh men! Eh men! Hiran'iza indray lesy izany bainy?
C'est Jess Flavi One! Come and sing again
Yes milay zegny! ah yeah!
Three two one! Let's Gooooo!
Aza mba ohatran'ny alaika e!
Mifampitaingina akalamanjana
Ny ankizy milalao vovoka
Le biby etsy manovokovoka

Ka zah ndray no menatra
Oh la la! menatra
Zah ndray no menatra dia ny tena ro menatra!

4x4 be sady jante alu manitra any izany
Fako tsy fako no fako no atsipin'io

Mahamenatra any izanyyy!

Ka zah ndray no menatra
Oh la la! menatra
Zah ndray no tezitra dia ny tena ro menatra!

Zipo  kely hatreny apotopehy
Zemanfou kanefa kibobe
Iondrika ijery frippe chaussure
Kobo daholo ny fourniture

zah ndray no menatra
Oh la la! menatra
Zah ndray no menatra dia ny tena ro menatra!

Finday mec mampavandy
Anaty bus vandy tsy vandy
Lazaina fa efa eny Besarety
Kay vo ijoboka six sept

Zah ndray no menatra
Zah ndray menatra ny tena ro menatra!

Tsy mahalala menatra io ô io ô! (x5)

Fofoprome ao anaty bus
Miparitaka ohatran'ny virus
Masika ilay alika vao vaovao

Zah ndray no menatra
Zah ndray menatra ny tena ro menatra!

... 

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire