mercredi 10 avril 2019

Nofy tantely - Kougar

Mahatamana ana, filaminana eo anilanao e
Isika roa mifameno
Lavitry ny alaelo
Ny saiko mandà
Tsy tony mihitsy ny foko raha tsy anilanao
Ilaiko ho ana ny fitiavana mitoetra ao aminao

Tsy nampoiziko ry kiala
Hoe nifanojo tamin'ny lalako ny lalanao
Hoe zay tia hono adala
Tiko raha mba ny adalako no adalanao
Ny foko babonao tanteraka
Tsoriko, fa zah tsy ho reraka
Hitady zay mba mety hahafaly anao
Satria tiko ianao

Eo aminao no everiko, mampatsara ahy rahatrizay
Eo aminao no reveko, fa tena milay, silam-panahy

Yeh, ambia aty aminay ianao
Raha te hiaina anaty fiainana milay ianao
Koa satria sipa milay ianao
Dia ho entiko presenter-ko amin'ireo havanay ianao
Andao anao fa tsy anenenanao
Kofy boay mahatsapa tena any aho
Fa tsy anaiky vava tiko satria ianao eo ho ah ilay tiko

Ka n'iza n'iza hanembana, hanembatsembana
Ianao manana ana tsy ho very
Andriambavilanitra nofinofiko ianao
Andriambavilanitra nofinofiko ianao
Tsy asiko elanelana, tiko irery ianao
Anilanao zah tsy very
Andriambavilanitra nofinofiko ianao
Andriambavilanitra nofinofiko ianao

Fa eo aminao no everiko, mampatsara ahy rahatrizay

Yeh!

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire