mercredi 23 mai 2012

Andro hafa - Njila


Andro hafa noho ireo efa niainanao
Ilay fotoana iavian’ny Mpamonjy ety

Ho sahy hiandrandra hibanjina ny lanitra ?
Sa hiondrika hiery ilay fijeriny ?

Ireo famantarana efa tsapanao ve ?
Manambara tokoa fa ho avy izy izao
Avelao izay rehetra misakana anao
Tsy hahavonona anao anio

Ref : Saino re raha mandre ireo teny manambara hoe
        Efa akaiky izy izao
        Miomana ianao
        Mendrika ve ny toetranao ?

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire