mardi 20 septembre 2016

Izay miandry Anao Jehovah ô dia mandroso hery





Miandry Anao Tompo ô

Vangio re ny olonao

Maniry Anao mafy ny fanahy

Ianao vatolampy, hitoeran'ny fanahy

Avy aminao ny famonjena ahy






Miandry Anao Tompo ô vangio re ny olonao

Maniry anao mafy ny fanahy

Ianao vatolampy, hitoeran'ny fanahy

Avy Aminao ny famonjena ahy



Izay miandry Anao Jehovah ô

Dia mandroso hery

Elatra no hiakarako

Toy ny voromahery



Miandry Anao Tompo ô, Fiarovana avo ho ahy

Maniry Anao mafy ny fanahy

Ao amin'ny fiadananao

No tiako hitoerana

Hifankazarako Aminao



Izay miandry Anao Jehovah ô

Dia mandroso hery

Elatra no hiakarako

Toy ny voromahery

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire