mercredi 17 mai 2017

Black Nadia - Mpanota mibebaka



Naho fa zagnahary mikaiky e
Tsy misy afake manda
Mikaiky e
Mikaiky anao ho avotse
Ah ah ah
Io tsy mifily olo
Mpanota ndre tsara fagnahy
Mikaiky e, mikaiky anao ho avotse


Naho fa zagnahary mikaiky e
Tsy misy afake manda
Mikaiky e, mikaiky anao ho avotse
Io tsy mifily olo, mpanota ndre tsara fagnahy
Mikaiky e, mikaiky anao ho avotse

Na dia mpanohitra aza, toy I Saoly
Dia lasa mpanompo ka tonga Paoly
Nanjary fanaka voafidy, ka hoy ny tompo e he ah!
Hitondra ny anarako eo anatrehan’ny jentily

Ananh ah ah!

Tsy tonga hiantso ny marina aho 
Fa mpanota hibebaka
Hafaliana ao an-danitra
Mahita mpanota mibebaka

Tsy tonga hiantso ny marina aho e e e
Fa mpanota hibebaka
Hafaliana ao an-danitra
Mahita mpanota mibebaka a a a
Mahita mpanota mibebaka

Tsy tonga hiantso ny marina aho 
Fa mpanota hibebaka
Hafaliana ao an-danitra
Mahita mpanota mibebaka

Tsy tonga hiantso ny marina aho e e e
Fa mpanota hibebaka
Hafaliana ao an-danitra
Mahita mpanota mibebaka a a a
Mahita mpanota mibebaka

Lafa ndragnahary mikaiky e
Tsy misy afake manda
Mikaiky e, mikaiky anao ho avotse
Hummm Io tsy mifily olo, mpanota ndre tsara fagnahy
Mikaiky e, mikaiky anao ho avotse

I Zakea mpanota ah ha!
Mpamory hetra ah ha!
Nanaiky ny tompo 
hiantrano ao aminy
Nahafoy fanagnan’izy ey ie
Ka hoy ny tompo ey ie he ea!
Tonga amin’ity trano ity anio ny famonjena

Yeah yeah yeah yeah!

Tsy tonga hiantso ny marina aho 
Fa mpanota hibebaka
Hafaliana ao an-danitra
Mahita mpanota mibebaka

Tsy tonga hiantso ny marina aho e e e
Fa mpanota hibebaka
Hafaliana ao an-danitra
Mahita mpanota mibebaka a a a
Mahita mpanota mibebaka

Wow!

Tsy tonga hiantso ny marina aho 
Fa mpanota hibebaka
Hafaliana ao an-danitra
Mahita mpanota mibebaka

Tsy tonga hiantso ny marina aho e e e
Fa mpanota hibebaka
Hafaliana ao an-danitra
Mahita mpanota mibebaka a a a
Mahita mpanota mibebaka

Lafa ndragahary mikaiky tsisy afaky manda
Hmmm hmmmm!
I I tsy mifily olo mpanota ndre tsara fagnahy

Zao gny raha zakako amy sikagn’aby an
Tsy gny salama ro mila dokotera fa gny marary

Hey x7
Weba, So!

Tsy tonga hiantso ny marina aho 
Fa mpanota hibebaka
Hafaliana ao an-danitra
Mahita mpanota mibebaka

Tsy tonga hiantso ny marina aho e e e
Fa mpanota hibebaka
Hafaliana ao an-danitra
Mahita mpanota mibebaka a a a
Mahita mpanota mibebaka

Tsy tonga hiantso ny marina aho 
Fa mpanota hibebaka
Hafaliana ao an-danitra
Mahita mpanota mibebaka

Tsy tonga hiantso ny marina aho e e e
Fa mpanota hibebaka
Hafaliana ao an-danitra
Mahita mpanota mibebaka a a a
Mahita mpanota mibebaka

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire