samedi 20 octobre 2018

Dalvis - tô tsy volan'i babanao


Madagascar...HEY...
hey hey
Ebah
Tsy volan'i dadinao
Tsy kapoakan'i nininao
Ihinànako vary mahangengegny
Ka mampalahelo anao
Ino raha manque aminao?

Tsisy jery sa tsisy atao?
Tsikotsiko tsy miasa aminay
Lelahy be tsy miala am'"Tô"
Tsy volan'i babanao
Tsy trosan'ny havanao
nagnanovako fiainagna
Tsary nangala parata'aminao
Hey, ino ma ty?
Tsikotsiko tsy aty tsy ary
Hozy viavy chila
"Aza miady amin'ny télé jira"
Anh...manahiragna
Fialognana io manahiragna
Olo be fa matin'jaly
Lelahy be masaky mitsikotsikô ooh
Anh..anao sahiragna ah
Koa magnenjiky za anao sahiragna ah
Za tô tsy matin'ny vavabe nao "Tô"....
Tô tsy volan'i babanao
Tsy volan'i babanao
Tô tô tsy volan'i nininao
Agnanaovako la vie nama ah
Tô tsy jalin'i dadinao
Tsy angôvon'i dadinao
Tô tô tsy jalin'i endrinao
Tô... tô... tô....
Tô tsy maty eh!
Tô tsy maty eh! eh
Tô tsy maty
Tô tô tô
Alanao!
Za koa mihaigny dia alanao?
Za salama tsara alanao?
Tsy haiko raha mikotragna anao! yohéééé....
Moi...Mangina ah!
Fafaho ranomaso mangina ah
Tsikotsiko aza'indesigny aty
Koa anao marary fô
Za mihaigny ambilà! hey
Yeah! adigna jaly
Adignany, izy tsy faly
Miala agny satana
Miala agny tsy aty Haleloia...
Tany imboako malemy
Kapokapoka anao fa tsy regny ih
Ahh...fa marary fô
Lakoziny jiaby tsy mitsembokô!
Anh...manahiragna
Fialognana io manahiragna
Olo be fa matin'jaly
Antibavy be masaky mitsikotsikô ooh
Anh..anao sahiragna ah
Koa magnenjiky za anao sahiragna ah
Za tô tsy matin'ny vavabe nao "Tô"....
Tô tsy volan'i babanao
Tsy volan'i babanao
Tô tô tsy volan'i nininao
Agnanaovako la vie nama ah
Tô tsy jalin'i dadinao
Tsy angôvon'i dadinao
Tô tô tsy jalin'i endrinao
Tô... tô... tô....
Tô tsy maty eh!
Tô tsy maty eh! eh
Tô tsy maty
Tô tô tô
Yeah! za ilay zahagna
Anao ilay mpizaha. Mitandregny
Ra haiko aminao mindao mody eh! x3
Everybody say! mody eeh....
Anh, tsanganax4...
Hey, yeah
samby olo mihaigny @'vintagna nazy
Ra haiko @nao mindao mody eh!
Tô tsy volan'i babanao
Tsy volan'i babanao
Tô tô tsy volan'i nininao
Agnanaovako la vie nama ah
Tô tsy jalin'i dadinao
Tsy angôvon'i dadinao
Tô tô tsy jalin'i endrinao
Tô... tô... tô....
Tô tsy maty eh!
Tô tsy maty eh! eh
Tô tsy maty
Tô tô tô
Ah, sora nofotro
MADAGASCAR
EBAH

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire