mardi 12 mars 2019

Angalaka anao - Shyn & Denise

Tsy kisendrasendra fa sitrakin'ny Ray ny @tsika roa
Niara nifanjohizohy fogna hatramin'izay nifankahazo am-po
Dia nisy ny ambony nisy ny ambany nisy ny hafaliagna nisy ny tomagny
Tsy nampiova raha zany
Dia nifa-nka-tia. to-ko oooo!!
Tena mamy

Ref:
Hangalaka anao aro diako
Tiako regnindanitra ho regnintany
Hangalaka anao aro diako
Ho vady ho andefimandry
Tapakevitra za aminao iihh
Tsy misalasala fa ano ooh
Tapakevitra zah aminao ooh
ooooh oooh oooh ano ouhoo



Zegny toetra ratsy sy ny tsara,ny tantarako jiabi-jiaby,fantano
Ny fahalemeko sy ny heriko tsy avy aminjovy f'aminao ooooh!!

Ref:
Hangalaka anao aro diako
Tiako regnindanitra ho regnintany
Hangalaka anao aro diako
Ho vady ho andefimandry
Tapakevitra za aminao iihh
Tsy misalasala fa ano ooh
Tapakevitra zah aminao ooh
ooooh oooh oooh ano ouhooo

kè na ino raha hiseho
Na ino raha hisy
Zaho tsy hiala
Zaho tsy ho leo
Na tafondro hipoaka
Na varatra hilatsaka
Tsy hafantatra oka
Za fa tafalatsaka

Hagnano soniiiiia
Hagnano soniiiiiia

Hangalaka ano aro diako
ho regnindanitra ho regnintany

Ref:
(Hangalaka anao aro diako
Tiako regnindanitra ho regnintany)x2

Hangalaka anao aro diako
Ho vady ho andefimandry
Tapakevitra za aminao iihh
Tsy misalasala fa ano ooh
Tapakevitra zah aminao ooh
ooooh oooh oooh anooo

Hangalaka anooo oô!
Hangalaka anao aro diako
ho vady ho andefimandry.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire