mardi 2 août 2016

TAA TENSE - MBOLA TIAKO

Ataoko akory ny hamafa,
na hanadino ilay tantarantsika
olon-tiako igny e...

Na tena tia anao aza aho,
tsy maintsy manadino,
tsy hanjary ilay fitia
tsy nampandry zaho lava
toa tsy mino hoe,
izany no hiafaran'ny tantara,
ilay fankatiavantsika roa de rava tampoka tokoa,
Havako ooooo!!!
Nagnino moa anao nitandregny, vavan'olo mpagnaratsy e,
ireo malaign'antsika mifankatia, de mampiade e.eee
Sa ve tsy natokisanao ilay fitiavako anao oooo?
hmmm
Tena tiako ianao...
hatram'zay k'atram'izao....
Tiako,tiako,tiako anao igne,....(anao tiako)
mbola tiako tena tiako maman izy igny e e e...(anao tiako..oo)
Nagnino moa anao nitandregny vavan-dreo mpagnaratsy e (anao tiako ooo)
mijaly zaho o nampiadivindreo tamin'olon-tiako
Hatram'zao tsy misy fotoana tsy atsiarovako anao, 
na maraina na hariva,
ianao foana no ao andohako ao,
matsiaro ireny reo tambitamby teny mamy,
sangisangy fataonao tsy hadinoko ireny,
ilay feonao miteny hoe.: "Tiako ianao"
Havako..oooo
Zaho zegny zalahy de mbola,
te hahita an'aze ity foko tena mbola tia tsy mety mafoy an'aze,
asa anao agny zay mba malahelo ?
Kara ataoko ato,
ka n'aiza n'aiza misy anao,
ity hirako ho anao fitiavako anao..
Tiako....tiako....tiako oooo etc... snniiiiifsniiiif sniiiiffff..... 
ranomaso lava..... Ze mitsiko ro mokotsy aka....
mahereza avao fa mbo be ny ho avy..

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire