jeudi 9 novembre 2017

Groupe Ba - Izy ilay Mahery


Na tapina aza ny lalana avy any avaratra
Na tapina aza ny lalana avy any atsimo
Na dia manao izay ho hafany aza ny devoly
Jesosinay manokatra lalana avy any ambony
Na tapina aza ny lalana avy any andrefana
Na tapina aza ny lalana avy atsinanana
Matoky izahay ka tsy misy atahoranay akory
Jesosinay manokatra lalana avy any ambony
Oh Oh Oh


Izy Ilay Mahery
Izy Ilay Mahagaga Izy Ilay Mpanjaka
Tompon'ny Hery Manampahefana
Izy no Andriamanitra Mifehy izao rehetra izao tsisy zava-mahagaga
Tsy Hainy ataony aminao

Izy Ilay Mahery (Izy Ilay Mahery)
Izy Ilay Mahagaga (Jesosy ilay Mahagaga)
Izy Ilay Mpanjaka
Tompon'ny Hery Manampahefana (Manampahefana)
Izy no Andriamanitra Mifehy izao rehetra izao tsisy zava-mahagaga
Tsy Hainy ataony aminao

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire