vendredi 10 novembre 2017

Pasteur Jocelyn RANJARISON - Mihaina amin'ny Famindramponao


Miaina amin'ny famindramponao
Isan'andro aho Tompo ô ny fiainako
Miaina amin'ny famindramponao
Sy ny fahasoavanao Tompoko Ianao


Havaozinao ho ahy isa-maraina
Ny refin'ialy famindramponao

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire