vendredi 10 novembre 2017

Zah Mamafy Teny Fiainana - Misafotofoto



Misafotofoto mafy lotra Jesosy o
Izany onjam-pianana entiko
Te animba ahy e!
Te andredrika ahy
Tsy misy fitsaharana izy ity isan'andro
Tsy aiko hotanterina fa tena tsy zaka e!

Ooo! Jesosy mila anao anie aho e! hampintsahatra azy
Manenjika ahy to andredrika ahy
Ny ahavon'ny onja entiny
Ny rivotra mahery to tsy toatro
Sakanonao re....

Refrain :
Ooo ampangino Jesosy o! Oh! hatsaharo e!
Oh hatsaharo teneno mafy izy io, tsy andredrika ahy,
Fa mahery loatra ka tsy voatoatro
Miady irery aho e! miady irery aho,
Ko mila izany sandrinao aho,
Hanohana ahy Jesosy malala o!

Lay sambokeliko efa ho mila hovaky
Voavelin'ny onja, mahery mahafaty
Tafiditriny rano e! Idiran'angano

Tsy misy mahita aho, tsy misy mijery
Faingana hamonjy ahy, f'izao miady irery
Ohoh! Jesosy mila anao anie aho ampitsahatra azy,

Tolory tanana aho fa miandry anao
Ny teninao Tompo o! no andrasako..
Hoeee Mangina, mitsahara e!
Dia vita ny adiko...

4 commentaires:

  1. tena mba ataovy tsara kosa nama ilay fomba fanoratra a

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. afaka ahitsy izay diso fa anjaranao no miteny hoe inona no diso amin'ilay izy? misaotra tompoko

      Supprimer
    2. fA MANINA ZAO RAHA MBA MITENY I ZAH? FIANARANA IALY IZY E! FA TSY MAMPIOVA NY FITIAVANA IALY HIRA ZANY.

      Supprimer
  2. Bjr, aiza le tonony "Ilay teninao" azfd??

    RépondreSupprimer