jeudi 9 novembre 2017

Isaac De Paul - Derao Jesosy


Hitoto rebika isika niany e!
Fiderana tsy misy otran’izany e!
Asandrato ilay mpanjaka
Ilay mpanjaka tompony laka


Refrain :
Derao ny Tompo o!
Derao Jesosy e!
Derao ny Tompo!
Ankalazao Jesosy

Roso hatrany ny dihantsika
Fa efa akaiky ity paradisa
Aza mba mitebiteby e
Alaviro ny mpandrebireby

Tsisy anaiky ny voarebirebinao
Tsisy anaiky ny rediredinao
Tsisy anaiky ny voarebirebinao
Fa efa akaiky Jerosalema vaovao
Tsisy anaiky ny voarebirebinao
Tsisy anaiky ny rediredinao
Tsisy anaiky ny voarebirebinao
Fa efa akaiky Jerosalema vaovao
Ry satana o!

Moramora hikoragnako azy
Moramora hikoragnako azy
Mantsintsigny ivolagnako azy
Ivolagnako raha tegna marina
Zaho koa midera tsy ipoerapoera
Handrava fanahiny losofera
Niany fotoana tonga any lera e!
Izaho te hidera an’I Tompo o! (Izaho te hidera an’I Tompo o! ) x2
Izaho te hidera an’I Tompo o! (Izaho te hidera an’I Tompo o!) x2
Midera an’I Tompo isan’andro isan’andro
Maraina atoandro mandra-pahariva ny andro e
(Midera an’I Tompo isan’andro isan’andro
Maraina atoandro mandra-pahariva ny andro e)
Midera an’I Tompo isan’andro isan’andro
Maraina atoandro mandra-pahariva ny andro e
(Midera an’I Tompo isan’andro isan’andro
Maraina atoandro mandra-pahariva ny andro e)
Aleloia ! aleloia e !

Refrain :
Derao ny Tompo o!
Derao Jesosy e!
Derao ny Tompo!
Ankalazao Jesosy

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire